# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy maneho ny rehetra izay natao ho an'i Mosesy ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # mofon'ny fanatrehana Io mofo io dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:28. # makarakara Io dia rafitra bara misadika izay nitazona ny kitay rehefa mirehitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3.