# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Namboarin'izy ireo...nandidian'i Yaveh an'i Mosesy Ho an'ny 39:27-29 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 28:39 sy ao amin'ny 28:40 ary ao amin'ny 28:42. # hamama Io dia saron-doha anaovan'ny lehilahy natao tamin'ny lamba mivalona manodidina ny loha. # atin'akanjo Io dia akanjo anaovana anatin'ny akanjo ivelany, mipetaka amin'ny hoditra. # fehinkibo Io dia ravin-damba lava anaovana eo amin'ny soroka na manodidina ny valahana.