# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona araka izay nodidiana tao amin'ny 28:25 sy ao amin'ny 28:27 ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.