# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona izay nodidiana tao amin'ny 28:25 sy tao amin'ny 28:27 ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # fehikibo voatenona tsara Io dia fehikibo lamba natao tamin'ny kofehy kely rongony fotsy madinika izay notenonin'ny olona miaraka mba hanaovana kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:6.