# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # makarakara Io dia rafitra bara misadika mba hihazonana kitay rehefa mirehitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3. # fihantonan'ny lay Ireo dia tsato-kazo varahina maranitra izay nampiasaina mba hiarovana ireo zoron'ny lay amin'ny tany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:17.