# Talenta volafotsy zato no narendrika Ny talenta iray dia 34 kilao. DH: "Nandrendrika talenta volafotsy 100 ireo mpiasa" na "Nandrendrika volafotsy 3.400 ireo mpiasa" # zato...fitopolo "100 ... 70" # sekely Ny sekely dia 11 grama. # Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.