# Ny faladia...ny kianja dia natao tamin'ny varahina Ho an'ny 38:17-20, jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:14 sy ao amin'ny 27:17. # Ny faladian'ireo tsangantsangany dia natao tamin'ny varahina DH: "Nanao ireo faladian'ireo tsangantsangany tamin'ny varahina i Bezalila sy ireo mpiasa" # Ireo farango sy ireo fitohizana ho an'ireo tsangatsangany dia natao tamin'ny volafotsy, ary ny fandrakofana ho an'ireo tendron'ny tsangatsangany ihany koa dia natao tamin'ny volafotsy DH: "Nanao ireo farango, ireo fitohizana ho an'ireo tsangatsangany, ary ny fandrakofana ireo tendron'ny tsangatsangany tamin'ny volafotsy izy ireo" # Ireo tsangatsangan'ny kianja rehetra dia norakofana volafotsy DH: "Norakofan'izy ireo volafotsy ny tsangatsangan'ny kianja" # roapolo...dimy...efatra "20 ... 5 ... 4" # Ny lamba dia natao tamin'ny "Ny lamba dia nataon'izy ireo tamin'ny" # Ny fandrakofana ho an'ireo tendrony sy ny fitohizan'izany dia natao tamin'ny volafotsy DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny volafotsy ny fandrakofana ho an'ireo tendrony sy ny fitohizan'izany" # Ny fihantonan'ny lay rehetra ho an'ny tabernakely sy ny kianja dia natao tamin'ny varahina DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny varahina ny fihantonan'ny lay rehetra ho an'ny tabernakely sy ny kianja