# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...ireo bao Ho an'ny 38:4-5 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:3 sy ao amin'ny 27:5. # mba hapetraka ao ambanin'ny rindrina DH: "izay napetrak'izy ireo tao ambanin'ny rindrina"