# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...talenta volamena iray tsy miharo Ho an'ny 37:23-24 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:37. # hetin-jiro Io dia fitaovana natao tamin'ny tapa-kazo na vy nampifandraisina ny farany ary nampiasaina mba hakana zavatra. # talenta iray "34 kilao"