# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # ireo mason-drojo...tamin'ny volamena tsy miharo Ho an'ny 37:14 - 16 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:25 sy ao amin'ny 25:28.. # Voafatotra tamin'ny rafitra ireo mason-drojo DH: "Nafatotr'i Bezalila ireo mason-drojo" # ireo lovia, sotro, lovia jobo, sy ireo fitoeran-divay mba hampiasaina handrarahana ireo fanatitra Ireo lovia jobo sy ireo fitoeran-divay ihany no nampiasaina mba handrarahana ireo fanatitra. DH: "lovia sy kapoaka, ary ireo siny sy ireo lovia jobo izay hampiasain'ireo mpisorona handrarahana ireo fanatitra"