# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nataony...hakiho sy sasany Ho an'ny 37:4-6 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:12 na ao amin'ny 25:15. # Nataony Na dia manondro an'i Bezalila aza ny hoe "-ny", ny ''-ny" dia mety mampiditra ireo mpiasa rehetra izay nanampy azy. # Roa hakiho sy sasany...iray hakiho sy sasany "2.5 hakiho...1.5 hakiho"