# Nanao i Bezalila...dia toy izay hatrany Ho an'ny 36:24-26 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:19. # tongony volafotsy efapolo "tongony 40" # rafitra roapolo "rafitra 20" # dia toy izay hatrany Dia hisy tongony roa ambanin'ny rafitra tsirairay rehetra.