# Nanao tadivaravarana...mba hitambatra ho iray Ho an'ny 36:11-13 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:1. # tadivavarana manga tadivavarana vita tamin'ny lamba manga # lamba Io dia ravin-damba voatenona lehibe, mafy izay nampiasaina mba hanaovana fandrakofana sy hizarana ireo rindrin'ny tabernakely. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:1. # Nanao izy Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Bezalila, fa tafiditra ao amin'izany kosa ireo lehilahy miasa ao amin'ny fitoerana masina. # farango volamena dimapolo "farango volamena 50"