# Ary nilaza tamin'i Mosesy ny mpanao asa tanana ...nandidian'i Yaveh ho ataonay DH: "Nilaza tamin'i Mosesy ireo mpanao asa tanana fa nitondra mihoatra noho ny ampy amin'ny fanaovana ny asa izay nandidian'i Yaveh azy ireo mba hataony ny vahoaka" # nilaza tamin'i Mosesy "Niteny tamin'i Mosesy ireo lehilahy miasa ao amin'ny fitoerana masina"