# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Mosesy. # Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1. # Oholiaba Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6. # izay efa nomen'i Yaveh fahaiza-manao sy fahakingana Eto ny fahaiza-manao sy fahakingana dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka apetrak'i Yaveh ao anatin'ny olona. # arak'izay rehetra nandidin'i Yaveh "araka ny nandidian'i Yaveh mihitsy"