# fefy lamba Ireo dia lamba lehibe vita amin'ny ravin-damba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36. # tsangatsangany Ireo dia tapa-kazo mafy natao mahitsy ary nampiasaina mba atao fanohanana. Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 27:9. # faladiany Ireo dia vongana izay misy bara mba hampipetraka ny takelaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19. # fihantonan'ny lay tapa-kazo maranitra na vy nampiasaina mba hiarovana ireo zoron'ny lay amin'ny tany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:17. # ireo akanjo voatenona madinika Io dia akanjo vita tamin'ny kofehy tery rongony fotsy madinika izay notenonin'ny olona miaraka mba hanaovana kofehy matanjaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:6.