# Nentin'izy ireo "Nentin'ny vahoakan'ny Israely" # mofon'ny fanatrehana Io mofo io dia nanondro ny fanatrehan'Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:28. # makarakara varahina Io dia bara varahina misadika hihazonana ny kitay rehefa mirehitra. Jereo ny nandikanao ny hoe "makarakara" ao amin'ny 27:3.