# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'ny vahoaka izay nandidian'Andriamanitra azy ireo mba hataony i Mosesy. # Ny lehilahy rehetra izay manana fahaizana "Ny lehilahy rehetra misy fahaizana" # ny varangony Ny varango dia tafiditra amin'ny farango mba hihazonana ireo lamba miaraka. Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 26:4. # ny faladiany Ireo dia zavatra mavesatra izay mijanona amin'ny tany ary mitazona zavatra mba hifikitra amin'izany mba hihetsika. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:31. # sarom-panavoatana Io dia sarona izay mipetraka ambonin'ny fiara izay nanaovanan ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.