# andry rahona Nanana endrika andry ny rahona. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:19. DH: "rahona miendrika rahona" # nidina Ny hoe izay nidina dia azo ambara mazava. DH: "nidina avy any an-danitra"