# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ny amin'ny hatezerany i Yaveh. # izany tany izany, izay tondra-dronono sy tantely Ny tany dia tsara hiompiana biby fiompy sy hampaniriana vokatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:7. DH: "tany izay tsara tokoa hiompiana biby fiompy sy hambolena vokatra" # tondraka "feno ny" na 'betsaka ny" # ronono Satria ny ronono dia mivoaka avy amin'ny omby na osy, dia manondro sakafo vokarin'ny biby fiompy izany. DH: "sakafo avy amin'ny biby fiompy" # tantely Satria ny tantely dia vokatra avy amin'ny voankazo, dia manondro sakafo avy amin'ny vokatra izany. DH: "sakafo avy amin'ny vokatra" # vahoaka mafy loha "olona izay tsy mety miova"