# Nanao fahotana lehibe tokoa ianareo Nanompo sampy izy ireo. # Angamba mety afaka mitondra fanavotana noho ny fahotanareo aho Ny fandresen-dahatra an'Andriamanitra mba hamela ny olona dia resahin'i Mosesy toy ny hoe afaka mitondra fanavotana noho ny otan'izy ireo. DH: "Angamba afaka mandresy lahatra an'i Yaveh mba hamela anareo aho" # esory ao amin'ny boky aho Ny teny hoe "aho" eto dia manondro ny anaran'i Mosesy. DH: "fafao amin'ny boky ny anarako" # ny boky izay nosoratanao ny anarako Izay nosoratan'Andriamanitra tao amin'ny boky dia afaka ambara mazava. DH: "ny boky izay nanoratanao ny vahoakanao" (UDB)