# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # ireo tandroka Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1. # hatramin'ny taranakao "amin'ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.