# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Ahy izany DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" # amin'ny taranakareo "amin'ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 12:12. # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.