# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20. # Tsy maintsy mamono ny vantotr'ombilahy Ny fanatitra vantotr'ombilahy dia ho vonoin'i Mosesy, fa tsy ny mpisorona, eo amin'ny varavarana, fa tsy anatin'ny lay fihaonana. # mamono ny vantotr'ombilahy Satria ireo andininy manaraka dia hiteny izay hatao amin'ny ràn'ny vantotr'ombilahy, dia mampiasà teny ho an'ny hoe "mamono" izay midika fomba mitovy amin'ny hoe "mandavaka ny tendany ary mitaty ny rà anaty vilia jobo" (UDB).