# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # mitondra ireo zanany lahy "mitondra ireo zanak'i Mosesy lahy" # akanjo Ireo dia akanjo misy sary tenona eo aminy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # fehinkibo Ny fehinkibo dia sombin-damba fanaingona izay anaovan'ny olona manodidina ny valahany na misadika amin'ny tratrany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # fehiloha Ny fehinkibo dia sombin-damba fanaingona izay anaovan'ny olona manodidina ny valahany na misadika amin'ny tratrany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # ny asa fisoronana "ny raharaha amin'ny maha-mpisorona" # Ho azy ireo Ny raharaha amin'ny maha-mpisorona dia ho an'ny taranak'ireo zanakalahin'i Arona ihany koa. Afaka ambaranao mazava ao amin'ny dikan-teny izany. DH: "ho an'izy ireo sy ny taranak'izy ireo" # lalàna mandrakizay "lalàna tsy ho tapitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:42.