# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Andriamanitra. # atin'akanjo Ireo dia atin'akanjo, akanjo nanaovana anatin'ny akanjo ivelany, mipetaka amin'ny hoditra. # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20. # Lalàna maharitra "lalàna tsy ho tapitra"