# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona Andriamanitra. # hamama Io dia saron-doha lava natao tamin'ny lamba mivalona imbetsaka manodidina ny loha. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # fehinkibo Ny fehinkibo dia sombin-damba fanaingona izay anaovan'ny olona manodidina ny valahany na misadika amin'ny tratrany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # asan'ny mpanao peta-kofehy Ny mpanao peta-kofehy dia olona izay manjaitra sary amin'ny lamba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36.