# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay ataon'ny olona i Yaveh. # ampongaben-danitra Ny ampongaben-danitra dia voankazo boribory misy hodiny mena. # lakolosy volamena dia ampongaben-danitra Naverina io andianteny io mba haneho ny endriky ny sary amin'ny akanjo lava. # Tokony hanaovan'i Arona ilay akanjo lava rehefa manompo izy DH: "Tsy maintsy manao ny akanjo i Arona rehefa manompo" # mba ho re ny feon'izany DH: "mba haneno ireo lakolosy" # Natao izany mba tsy ho faty izy Tafiditra amin'izany fa ho faty izy satria tsy nankatoa an'i Yaveh. Afaka ambara izao. DH: "Vokatr'izany, dia tsy ho faty noho ny tsy fankatoavany ny fampianarako izy" (UDB)