# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Tsy maintsy asan'ny mpanenona izany Dia afaka ambara ho didy. DH: "Tsy maintsy manao izany akanjo lava izany ny mpanenona" # mpanenona "olona izay manenona" na "olona izay mamorona lamba amin'ny fampiasana kofehy"