# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # rojo voarandrana "rojo narandrana toy ny tady". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:13. # eo amin'ireo fametraham-bato roa Ireo dia fametrahana roa izay mamono ireo vato. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "eo amin'ireo fametraham-bato roa izay mamono ireo vato"