# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh. # bara Ireo dia andry fanohanana mitsivalana izay tsy mampihevaheva ny rafitra. # amin'ny lafiny an-damosin'ny tabernakely eo andrefana Ny anoloan'ny tabernakely manatrika ny atsinanana.