# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # zana-kazo Io dia manondro ireo zana-kazo na takelaka izay nataon'izy ireo mba hampikambanana ireo tapa-kazo. # folo hakiho...iray sy sasany hakiho "10 hakiho...1.5 hakiho"