# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # sarom-panavotana Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay anaovana ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao ao amin'ny 25:15. # Ataovy DH: "Tsy maintsy manao ireo" # Ataovy eo ireo Eto ny hoe "ireo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely.