# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # kofehy manga, volomparasy ary mena Ireo mety ho dikany dia 1) "fitaovana izay mena midorehitra, volomparasy, ary mena jaky, " mety hoe kofehy volon'ondry, na 2) "manga, volomparasy ary jaky" mba handokoana rongony fotsy. # mena "midorehitra" # hoditra lambon-driaka biby lehibe izay miaina any an-dranomasina sy miaina zava-maniry # zava-manitra zava-maniry maina izay totoin'ny olona ho vovoka sy asiana diloilo na sakafo mba hanome hanitra na tsiro tsara # vato beryla vato sarobidy izay misy sosona fotsy sy maintsy, mena na volontany. # vato sarobidy hafa mba hatao DH: "vato sarobidy hataon'ny olona" # vato sarobidy "vatosoa sarobidy"