# voninahitr'i Yaveh Io dia fahazavana mamirapiratry ny fanatrehan'Andriamanitra. DH:"Ny fahazavana mamirapiratra dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra" # toy ny afo mandevona Io dia midika fa ny voninahitr'i Yaveh dia lehibe ary toy ny hoe mandoro tahaka ny afo. DH: "tahaka ny afo lehibe mandoro" # teo imason'ireo Israelita Eto ny hoe "maso'' dia manondro ny eritreritr'izy ireo momba izay hitan'izy ireo. DH: "tamin'ireo Israelita" # efapolo andro sy efapolo alina "40 andro sy 40 alina"