# Nalain'i Mosesy ny antsasaky ny rà ka nataony tao anaty kovetabe izany Nangonin'i Mosesy ny antsasaky ny rà tao anaty kovetabe mba hanosorana izany amin'ny olona ao amin'ny 24:7. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra. # ny antsasany kosa nafafiny teo amin'ny alitara Eto ny alitara dia manondro an'Andriamanitra. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra.