# Nadada...Abiho Ireo dia anaran'olona. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 6:23. # fito-polo amin'ny loholon'ny Israely "7O amin'ireo loholon'ny Israely"