# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalĂ ny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Abiba Io dia anaran'ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Abiba dia mandritra ny tapany farany amin'ny Martsa sy tapany voalohany amin'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:3. # aza miseho eo anatrehako tanam-polo Eto ny sarinteny dia nampiasaina mba hanindry fa tsy maintsy manolotra fanatitra mitohy amin'i Yaveh ireo Israelita. DH: "tongava eo Amiko tsy miaraka amin'ny fanatitra araka ny tokony ho izy" na "mitondrĂ  fanatitra ho Ahy lalandava"