# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # vokatra "vokatry ny sakafo avy amin'ny zava-maniry" # hovolena "tsy voavoly" na "tsy voasa" # hajanona "amin'ny toetrany voajanahary" na "tsy mbola napiasaina tamin'ny famokarana" # mba hahafahan'ireo mahantra amin'ny vahoakanao hihinana Afaka hihinana izay sakafo maniry ho azy any an-tsaha izay tsy nambolena ny mahantra. Io dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "mba ahafahan'ny mahantra eo aminareo mamokatra sy mihinana izay sakafo maniry ho azy any an-tsaha"