# misarika "mandresy lahatra" # tsy nanambady "tsy mbola manambady'' # raha miara-mandry aminy izy Ny fiarahana matory amin'ny olona dia sarinteny amin'ny hoe firaisana. DH: "raha miray aminy izy" # tampi-maso "vodiondry" na "vidin'ny fofom-bady" # izy Ireo mpisolotena ireo dia manondro ny olona izay nisarika virijiny.