# ankohonan'i Jakoba Ny teny hoe ''ankohonana" eto dia manondro ny fianakavian'i Jakoba sy ireo taranany. DH: "ireo taranak'i Jakoba" # ankohonan'i Jakoba, dia ny vahoakan'i Israely Ny andianteny hoe "vahoakan'i Israely" dia manazava ny dikan'ny hoe "ankohonan"i Jakoba'. # Efa hitanareo Ny teny hoe "-nareo" eto dia manondro ireo Israelita. Milaza amin'i Mosesy izay hotenenina amin'ireo Israelita i Yaveh. # nitondrako anareo tamin'ny elatry ny voromahery Resahin'Andriamanitra toy ny hoe elatra Izy ary nitondra azy ireo tamin'ny elany ny fitondrana ny vahoakany raha nandeha izy ireo. DH: "Nanampy anareo handeha tahaka ny voromahery izay mitondra ny zanak'izy ireo amin'ny elany Aho" # mihaino am-pankatoavana ny feoko Ny am-pankatoavana dia afaka lazaina ho matoanteny. DH: "Henoy ny feoko ary ankatoavy Aho" # feoko Ny feon'Andriamanitra dia manondro izay lazainy. DH: "izay teneniko" na "ireo teniko" # mitandrina ny fanekeko "manao izay takian'ny fanekeko hataonareo" # harena manokana "fananana" # fanjaka-mpisorona Resahin'Andriamanitra toy ny hoe mpisorona ireo vahoakany. DH: "fanjakan'ny olona izay tahaka ny mpisorona" na "fanjakan'ny olona izay manao izay ataon'ny mpisorona"