# mana Io dia anarana nomen'ireo Israelita ny mofo izay nasehon'i Yaveh tamin'izy ireo isa-maraina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:26. # voan-drafy Ny koriandra ihany koa dia fantatra hoe ravina koriandra. Manamaina ireo voa sy mitoto izany ho vovoka ary atao amin'ny sakafo mba hanome tsiro izany ny vahoaka. # koriandra manify mofo na mofokely tena manify # omera "2 litatra" # mofo Io dia manondro ny mofo izay nanify tahaka ny ando niseho teny amin'ny tany isa-maraina.