# dia tsy maintsy foraina avokoa ireo havany lehilahy rehetra DH: "tsy maintsy hamora ireo havany lehilahy rehetra ny olona" # olona izay teraka tao amin'ilay tany izy Eto ny teny hoe "tany" dia manondro an'i Kanana. Ny fomba fiteny hoe "teraka tao amin'ilay tany" dia midika ho olona izay teratany Israelita. DH: "ireo izay Israelita vao teraka" # tsy misy olona tsy voafora afaka mihinana DH: "ny olona voafora ihany no afaka mihinana"