# Aorian'izay dia hivoaka aho Io dia midika fa hiala ao Egypta i Mosesy sy ny vahoaka. DH: "Aorian'izay dia hiala eto aho" na "Aorian'izay dia hivoaka hiala an'i Egypta aho"