# nitondra ireo valala "namindra ireo valala any ivelany" # nohamafisin'i Yaveh ny fon'i Farao Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahana toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 9:11. DH: "nahatonga an'i Farao hanjary manohitra kokoa"