# amin'izao fotoana izao "indray mandeha" # hanalany amiko ity fahafatesana ity Ny teny hoe "fahafatesana" eto dia manondro ny fahapotehana noho ny valala tamin'ny zava-manirin'i Egypta, izay hitarika ny fahafatesan'ny vahoaka ny farany satria tsy misy ahitra. Ny dikan'io fehezanteny io dia afaka hazavaina. DH: "atsaharo izao faharavana izao fa hitarika ny fahafatesanareo"