# raha handefa anareo sy ny zanakareo aho Miteny izany i Farao mba hanindriana fa tsy hamela an'i Mosesy hitondra ny zaza hiaraka amin'izy ireo mba hanompo an'i Yaveh izy. # Dia nentina nivoaka niala teo anatrehan'i Farao i Mosesy sy i Arona. DH: "Dia noroahin'i Farao niala teo anatrehany i Mosesy sy i Arona" na "Dia nasian'i Farao noroahin'ireo mpanompony niala teo anatrehany i Mosesy sy i Arona"