# rongony Io dia zava-maniry izay mamokatra tady izay afaka atao akanjo rongony fotsy. # barley Io dia karazana voa nampiasaina hanamboarana mofo; nampiasaina ihany koa hamahanana biby fiompy. # apemby Io dia karazana vary. # nasandrany ho amin'i Yaveh ny tanan Io dia fihetsika famantarana miaraka amin'ny vavaka. DH: "asandrato any amin'i Yaveh ny tananao ary mivavaha" (UDB) Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ihany ao amin'ny 9:29.