# Nanamafy ny fon'i Farao i Yaveh Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany andian-teny izany ihany ao amin'ny 7:11. DH: "Nahatonga an'i Farao hanohitra kokoa Yaveh"