# teo imason'ireo vahoaka "teo anoloan'ny vahoaka" na "teo anatrehan'ny vahoaka" # nandinika ireo Israelita "nahita ireo Israelita" na "niahy ny amin'ireo Israelita" # nampiankohoka ny lohany izy ireo Ireo mety ho heviny dia 1) "nampiankohoka ny lohany tami-tahotra izy ireo" na 2) "niankohoka ambany tami-panajana izy ireo."